Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 3:16 - Baiboly Katolika

16 Voatsindrona lalina indrindra ny fo, raha nijery ity tarehin’ny mpisorona lehibe, fa niseho tamin’ny endriny sy ny fiovan’ny tarehiny, ny fanahiana nanjò ny fanahiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Voatsindrona lalina ny fon’izay nahita ny tarehin’ny mpisorombe, satria ny endriny sy ny fiovàn’ny lokon-tavany dia naneho ny fanahiana nanjo ny fanahiny.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 3:16
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra