Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:15 - Baiboly Katolika15 Niankohoka teo anoloan’ny ôtely ny mpisorona, nitondra ny akanjony fisoronana, niandrandra ny lanitra, nivavaka amin’Ilay nanao ny lalàna momba ny zavatra napetraka, mba hitahirizany tsy misy afaka izany harena izany ho an’izay nametraka azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Dia niankohoka teo anoloan’ny alitara ireo mpisorona niakanjo ny fanamiana fisoronany, ka nitaraina tamin’Andriamanitra mba hitahiry tsy hisy banga izany harena izany ho an’izay nametraka azy, satria Izy Andriamanitra rahateo no mpanao ny lalàna momba ny zavatra napetraka hotahirizina. Jereo ny toko |