Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:14 - Baiboly Katolika14 Koa rehefa noferany ny fotoan’andro, dia handeha hiditra izy hizaha izany harena izany, alohan’ny hanapahany izay hanaovany azy; ka tabataba lehibe no velona tao an-tanàna manontolo noho izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Koa tamin’ny fotoanandro voafetrany, dia lasa izy niditra ny tempoly mba hizaha izany harena izany. Hatairana lehibe no nihanaka eran’ny tanàna manontolo tamin’izay. Jereo ny toko |