Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 3:13 - Baiboly Katolika

13 Nilaza mihitsy anefa izy io, noho ny didy azony tamin’ny mpanjaka, fa tsy maintsy hoentina ho any an-trano firaketan’ny mpanjaka izany vola izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 I Heliôdôra kosa, noho ny didy azony tamin’ny mpanjaka, dia niziriziry mihitsy fa tsy maintsy hoentina hanatevina ny tahirin-drakitry ny mpanjaka izany vola izany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 3:13
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra