Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:12 - Baiboly Katolika12 sady tsy azo atao velively ny mamabo ny an’ireo natoky noho ny fahamasinan’io fitoerana io, sy noho ny fiambonian’ny tempoly, tsy azo inaikanaikana, hajaina eran’izao tontolo izao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Ankoatra izany, tsy azo atao velively ny mamabo ny fananan’ireo olona nitoky amin’ny fahamasinan’ity toerana ity ary amin’ny fiambonian’ny tempoly izay hajaina eran’izao tontolo izao sady tsy azo zimbazimbaina. Jereo ny toko |