Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:11 - Baiboly Katolika11 ny sasany koa an’i Hikàna zanak’i Tobia, lehilahy manan-kaja indrindra; ary tsy izay nolazain’i Simôna mpanendrikendrika mankahala fivavahana akory no tena toe-javatra, fa ny tontalin’ny harena ao dia talenta volafotsy 400, sy talenta volamena 200; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 ary ny ampahany koa an’i Hirkana zanakalahin’i Tôbia sady olona ambony toerana. Ny tontalin’ny harena voatahiry dia volafotsy 11 000 kilao ary volamena 5 500 kilao, fa tsy izay nolazain’i Simôna mpandainga sy mpankahala fivavahana akory no tena toe-javatra. Jereo ny toko |