Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 3:10 - Baiboly Katolika

10 Ka nasehon’ny mpisorona lehibe taminy, fa zavatra napetraky ny mpitondratena sy ny kamboty no ao amin’ny rakitra;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Dia nasehon’ny mpisorombe tamin’i Heliôdôra fa ny ao anaty fitahirizan-drakitra dia ny vola napetraka hanasoavana ny mpitondratena sy ny kamboty,

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 3:10
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra