Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:1 - Baiboly Katolika1 Raha mbola tao anatin’ny fandriam-pahalemana tanteraka ny mponina tao amin’ny tanàna masina, sady mbola voatandrina tsara ny lalàna, noho ny fitiavam-bavak’i Oniasa mpisorona lehibe sy ny fankahalany ny ratsy, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Faha Ônià mpisorombe, dia nitoetra tao anaty fandriampahalemana tanteraka ny mponin’i Jerosalema tanàna masina; fatra-pitandrina ny lalànan’Andriamanitra izy ireo, noho ny fitiavam-bavak’i Ônià sy ny fankahalany ny ratsy. Jereo ny toko |