Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 2:9 - Baiboly Katolika9 Voatantara ao koa fa izany mpanjaka manana ny fahendrena izany, dia nanatitra ny soron’ny fitokanana amam-pahavitan’ny fitoerana masina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Voatantara ao koa fa io mpanjaka feno fahendrena io dia nanolotra ny sorona mariky ny fahavitana sy fitokanana ny tempoly. Jereo ny toko |