Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 2:8 - Baiboly Katolika

8 Amin’izay vao hambaran’ny Tompo ireo zava-masina ireo, sady hiseho ny voninahitry ny Tompo, mbamin’ny rahona, toy ny nisehoany tamin’ny andron’i Môizy, sy fony i Salômôna nanao fivavahana mba ho voahasina amim-boninahitra ny tempoly.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Hasehon’ny Tompo indray amin’izay ireo zava-masina ireo; sady ho hita koa ny voninahitry ny Tompo ombàn’ny rahona, toy ny nisehoany tamin’ny andron’i Mosesy ary fony i Salômôna nivavaka mba hahavoatokana amim-pahamendrehana ny tempoly.›

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 2:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra