Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 2:7 - Baiboly Katolika

7 Fantatr’i Jeremia izany, ka nomeny tsiny ireo: «Tsy maintsy miafina hatrany hatrany izany fitoerana izany, hoy izy taminy, mandra-pahatongan’ny hamorian’Andriamanitra ny vahoakany, sy hamindrany fo aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Nony fantatr’i Jeremià ilay tetika, dia nomeny tsiny ireo sady nitenanany hoe: ‹Tsy maintsy miafina hatrany hatrany izany toerana izany, mandra-pahatongan’ny hamorian’Andriamanitra ny vahoakany sy hamindrany fo aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 2:7
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra