Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 2:6 - Baiboly Katolika

6 ary ny sasany tamin’ireo namany niverina hanisy marika famantarana ny làlana, nefa tsy nahazo nahita an’io.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Ny ampahan’ireo mpiara-dia tamin’ny mpaminany kosa nikasa hiverina tamin’io toerana io mba hanisy marika famantarana ny lalana, kanefa tsy afa-nahita izany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 2:6
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra