Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 2:5 - Baiboly Katolika5 Nony mby teo, nahita trano mitarehin-johy i Jeremia, ka napetrany tao ny tabernakla sy ny fiara mbamin’ny ôtely fandoran-java-manitra, dia notampenany ny vavan’io. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Nony mby teo i Jeremià, dia nahita toerana mitarehin-johy; ka napetrany tao ny tranolay fihaonana sy ny vatamasina ary ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra, dia notampenany ny vavan-johy. Jereo ny toko |