Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 2:4 - Baiboly Katolika4 Hita tao anatin’izany taratasy izany koa, ny nampitondran’ny mpaminany niaraka taminy, ny tabernakla, sy ny fiara, araka ny didy azony tamin’Andriamanitra, sy ny nankanesany amin’ny tendrombohitra nanihin’i Môizy sy nitazanany ny lovan’Andriamanitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 «Ny raki-tsoratra tranainy anankiray koa no ahitana fa, araka ny baiko azony tamin’Andriamanitra, dia nampanalain’i Jeremià mpaminany ny Tranolay fihaonana sy ny Vatamasina ka nentiny niaraka taminy; dia lasa izy nankany amin’ilay tendrombohitra nanihin’i Mosesy sy nitazanany ny tany nampanantenain’Andriamanitra. Jereo ny toko |