Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 2:33 - Baiboly Katolika33 Hatombokay amin’izao àry ny fitantaranay, fa tsy hampianay intsony izay voalaza izay, fa hadalana raha alohan’ny hilazana ny tantara, lava teny; nefa amin’ny tena tantara, fohy teny. Jereo ny toko |