Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 2:32 - Baiboly Katolika32 fa izay tsy mikendry afa-tsy ny hanoratra ny fotopotony kosa, dia tokony homen-dalana mba tsy hanampò afa-tsy ny handahatra amin’ny teny fohy; fa tsy mba ny filazana feno ny zava-niseho no imasoany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Aoka hatomboko amin’izao àry ny fitantarako, fa tsy hampiako intsony izay voalaza izay; satria hadalana ny lava fiteny alohan’ny tantara, nefa mifintina fiteny amin’ny tena tantara. Jereo ny toko |