Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 2:31 - Baiboly Katolika31 Anjaran’ny manao ny tantara ny mamotopototra izay lazainy, ny milaza ny antonanton’ny zavatra rehetra, ny misahirana amin’ny momba ny andinindininy madinika indrindra aza; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 fa ny mpanao fandravonan-tantara kosa dia tokony homen-dalana hikendry ny famintimpintinan-javatra ary tsy mba hilaza feno ny zava-niseho. Jereo ny toko |