Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 2:30 - Baiboly Katolika

30 Ny mahazo ny rafitra rehetra momba ny trano, dia adidin’ny tompo-mariky ny trano vao atao avokoa, fa ny mihevitra ny momba ny fampihaingoana azy kosa no tsy maintsy imasoan’izay miandraikitra ny handravaka sy hanoso-doko azy; ary torak’izany indrindra no anay izao, araka ny hevitro.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Ny mpandahatra ny tantara no mamotopototra izay lazainy sy mijery ny lafin-javatra rehetra ary mifantoka amin’ny antsipiriany rehetra,

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 2:30
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra