Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 2:3 - Baiboly Katolika3 Anisan’ny teny toy izany nolazainy tamin’izay ireny, dia ny namporisika azy tsy hampanalavitra ny fony na oviana na oviana ny lalàna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Ary nilaza torohevitra hafa toy izany koa i Jeremià ka nampirisika ny voasesitany hiraiki-po amin’ny lalàna. Jereo ny toko |