Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 2:29 - Baiboly Katolika

29 Ka ny filazana marina ny zavatra tantaraina tsirairay avy, dia avelanay ho anjaran’ny mpamorona ny tantara, fa ny fitsipika momba ny ventin-teny no hikelezanay aina harahina kosa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Rehefa manorina trano vaovao, dia ny fitambaran’ny taotrano no adidin’ny tompomarika; fa ny mitady ny zavatra ilaina momba ny fanaingoana azy kosa no tsy maintsy ilofosan’ny miandraikitra n y handravaka sy handoko azy: toraka izany indrindra no anjara asako, araka ny hevitro.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 2:29
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra