Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 2:28 - Baiboly Katolika28 Tsy latsaka noho ny an’izay mandahatra ny fanasana ary mitady hanasoa ny hafa ny hasarotany; kanefa mba ho mendrika ny hankasitrahan’ny maro anay, dia hizaka an-kafaliana izany asa mavesatra izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Ka ny filazana antsipiriany ny zava-nitranga tsirairay, dia avelako ho anjaran’ny mpanoratra ny tantara; fa ny soritra momba ny famintinana azy kosa no hikelezako aina harahina. Jereo ny toko |