Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 2:27 - Baiboly Katolika

27 Ho anay izay niandraikitra izany asa fanafohezana izany, tsy dia zavatra mora fa asa nilam-pitsembohana sy fiaretan-tory izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Tsy latsaka noho ny an’izay mandahatra ny fanasana ka mitady hahafa-po ny olona nasaina ny hasarotany; saingy mba hahatonga ahy ho mendrika ny fankasitrahan’ny mpamaky maro, dia zakaiko amin-kafaliana izany asa mavesatra izany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 2:27
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra