Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 2:25 - Baiboly Katolika25 Satria nodinihinay ny habetsahan’ny isa ao aminy sy ny fahasahiranana mahazo an’izay te-hamaky hatrany ny filazan’ny tantara, noho ny habetsahan’ny zavatra lazaina ao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Koa nimasoako mihitsy mba hanjary mahafinaritra ny raharaha ho an’izay hianina hamaky fotsiny, mora ho an’izay te hitadidy ny zava-nitranga, ary mahasoa ho an’izay rehetra sendra hamadibadika ity boky ity. Jereo ny toko |