Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 2:24 - Baiboly Katolika24 boky dimy no nitantaran’i Jasôna avy any Sirena an’izany rehetra izany; fa boky iray kosa no handramanay hanafohezana azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Tsapako manko fa maro loatra ny tarehimarika sady betsaka ny zavatra raketiny, hany ka ho sahirana tokoa izay te hanadihady ny fizotran’ny tantara. Jereo ny toko |