Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 2:22 - Baiboly Katolika22 ny fanampiana malaza avy amin’ny lanitra an’ireo niady tamim-boninahitra hiaro ny fivavahan’ny Jody, fa na dia vitsy isa aza izy ireo dia azony indray ny tany manontolo, nataony vaky nandositra ireo barbarianina sesehena; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Voaveriny ho azy indray ilay tempoly malaza eran’izao tontolo izao, nafahany ny tanànan’i Jerosalema ary najorony indray ireo lalàna saika efa nofoanana. Izany rehetra izany no tanteraka, dia satria nomba azy ny Tompo tamin’ny famindrampo rehetra nanambinany azy. Jereo ny toko |