Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 2:21 - Baiboly Katolika

21 ary koa, ny ady tamin’i Antiôkosy Epifana sy i Eopatôra zanany,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Niseho niharihany ny fitsimbinan’Andriamanitra an’ireo niady tamin-kafanampo hiarovana ny fivavahana jiosy; fa na dia vitsy aza ireo miaramila israelita, dia azony indray ny taniny manontolo ary nataony vaky nandositra ny tafika vahiny marobe.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 2:21
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra