Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 2:2 - Baiboly Katolika

2 tamin’ny nanolorany azy ny bokin’ny lalàna anankiray mba tsy hanadino ny didin’ny Tompo sy tsy hirebireby saina amin’ny fahitana ny sampy volamena sy volafotsy mbamin’ny ravaka itafian’ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Ankoatra izany, tamin’ny nanolorany azy ny bokin’ny lalàna, dia nampirisika azy ity mpaminany mba tsy hanadino ny didin’ny Tompo ary tsy ho voarebireby saina eo am-pahitana ny sampy volamena sy volafotsy mbamin’ny zavatra nandravahana ireny.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 2:2
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra