Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 2:19 - Baiboly Katolika19 satria ny tenantsika efa nesoriny tamin’ny loza lehibe, ary ny tempoly efa nodioviny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Betsaka ny zava-dehibe nitranga tamin’ny andron’i Joda Makabeo sy ireo rahalahiny: ny fanadiovany ny tempoly lehibe sy ny fitokanany ny alitara Jereo ny toko |