Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 2:18 - Baiboly Katolika18 araka ny voalazany tamin’ny lalàna, dia antenaintsika fa hamindra fo amintsika vetivety foana sy hamory antsika avy amin’ny tany rehetra ambanin’ny lanitra, ho ao amin’ny fitoerana masina; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 araka ny efa voalazany tao amin’ny bokin’ny lalàna. Koa antenaintsika Izy fa hamindrafo amintsika raha afaka kelikely sy hamory eto amin’ny tany masina ireo mpiray firenena jiosy avy any amin’ny tany rehetra ambanin’ny lanitra; satria ny tenantsika efa nafahany tamin’ny loza lehibe, ary ny tempoly efa nodioviny.» Jereo ny toko |