Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 2:17 - Baiboly Katolika17 Andriamanitra izay efa namonjy ny vahoakany rehetra, sy efa namerina ho azy rehetra ny lova, ny fanjakana, ny fisoronana, ny fanamasinana, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Efa namonjy ny vahoakany rehetra Andriamanitra, ary efa namerina taminy ny taniny sy ny fanjakana ary ny fisoronana sy ny fandraharahana masina ao an-tempoly, Jereo ny toko |