Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 2:16 - Baiboly Katolika

16 Koa amin’izany rehefa hankalaza ny fetin’ny fanadiovana izahay dia mampitondra ity taratasy ity ho atỳ aminareo; mety tokoa ny hankalazanareo izany andro izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 «Efa hankalaza ny fetin’ny fanadiovana ny tempoly àry izahay no manoratra aminareo ity taratasy ity mba hanainga anareo hankalaza izany andro izany koa.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 2:16
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra