Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 2:15 - Baiboly Katolika15 Ka raha misy ilanareo amin’izany, maniraha olona hitondra azy ho atỳ aminareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Ka raha misy ilànareo amin’izany, dia maniraha olona hitondra azy ho aty aminareo. Jereo ny toko |