Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 2:14 - Baiboly Katolika14 Toy izany koa i Jodasa nanangona ny boky rehetra niely patrana nandritra ny ady niadiantsika, ka eo an-tananay izany izao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Nangonin’i Joda Makabeo toy izany koa ny boky rehetra niely patrana nandritra ny ady natao taminay; ka eo an-tananay ireny boky ireny izao. Jereo ny toko |