Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 2:12 - Baiboly Katolika12 Ary toy izany no nankalazan’i Salômôna ny fitokanana nandritra ny havaloana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Ary toy ny fanao amin’ny fety hafa koa no nankalazan’i Salômôna ny fitokanana nandritra ny valo andro. Jereo ny toko |