Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 2:10 - Baiboly Katolika

10 Ary toy ny nivavahan’i Môizy tamin’ny Tompo, ka nilatsaka avy any an-danitra ny afo sy nandevona ny sorona, toy izany koa nivavaka i Salômôna, dia nilatsaka ny afo avy any an-danitra nandevona ny sorona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Ary toy ny nivavahan’i Mosesy tamin’ny Tompo ka nahatonga ny afo avy any an-danitra hilatsaka sy handevona ny sorona; toy izany koa no nivavahan’i Salômôna ka nahatonga ny afo avy any an-danitra hilatsaka handevona ny sorona dorana manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 2:10
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra