Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 1:9 - Baiboly Katolika9 Koa ankehitriny manoratra ho anareo indray izahay, mba hankalazanareo ny andron’ny fetin’ny Tabernakla fanao amin’ny volana Kasleo.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 «Ankehitriny kosa manoratra aminareo izahay hanaingana anareo hankalaza ny fetin’ny Tranotomboka, amin’ny volana Kisleo. Jereo ny toko |