Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 1:8 - Baiboly Katolika

8 Nodoran’ny olona ny varavaran’ny tempoly, nalatsany ny ra tsy manan-tsiny. Nivavaka tamin’ny Tompo izahay tamin’izany, ary nohenoina ny vavakay, ka dia nanatitra ny sorona sy ny lafarina tsara indrindra izahay, sady nandrehitra ny jiro sy nandahatra ny mofo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Nodorany ny vavahadin’ny tempoly, ary novonoiny ny olona tsy manan-tsiny. Saingy nivavaka tamin’ny Tompo izahay ary nohenoiny ny vavakay; ka dia azonay atao indray ny manolotra ny sorona sy ny lafarinina tsara indrindra ary koa ny mandrehitra ny jiron’ny tempoly sy ny mandahatra ny mofo voatokana ho an’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 1:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra