Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 1:7 - Baiboly Katolika7 Tamin’ny andro nanjakan’i Demetriosa, taona faha-169, nanoratra ho anareo izahay Jody, tanatin’ny fahoriana mangidy indrindra izay tonga tamin’izany taona izany, dia hatramin’ny nivadihan’i Jasôna mbamin’ny mpiandany aminy, tsy hiaro ny tany masina sy ny fanjakana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 «Tamin’ny taona faha-169, fony nanjaka i Demetry, no efa nanoratanay Jiosy eto Jerosalema ho anareo ka nilazanay hoe: Fahoriana mangidy tokoa no nianjady taminay, nanomboka tamin’ny nivadihan’i Jasôna sy ireo mpomba azy ka tsy niraharahàny intsony ny tany masina sy ny fanjakan’Andriamanitra. Jereo ny toko |