Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 1:4 - Baiboly Katolika4 Hosokafany ho an’ny lalàny amam-pitsipiny anie ny fonareo, ary hasiany fiadanana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Hosokafany hahazo ny lalàna amam-pitsipiny anie ny fonareo ary hataony heni-piadanana. Jereo ny toko |