Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 1:36 - Baiboly Katolika36 Neftara, izany hoe fanadiovana, no niantsoan’ireo naman’i Nehemia izany fitoerana izany, fa Neftaia kosa, hoy ny maro miantso azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 Neftara, izany hoe fanadiovana, no niantsoan-dry i Nehemià sy ny namany an’izany zava-mandranoka izany; fa Nefta kosa no niantsoan’ny ankamaroan’ny olona azy.» Jereo ny toko |