Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 1:35 - Baiboly Katolika35 Nizaràny fanomezana maro samihafa izay mpahita fitia aminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 ary io toerana io dia nahazoan’ny amperôra vola be, izay nozarainy tamin’ny olona notsimbininy manokana. Jereo ny toko |