Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 1:34 - Baiboly Katolika34 Dia nasain’ny mpanjaka nofefena sy nataony masina izany fitoerana izany, ary izany no nanamarinany ny zava-niseho. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Rehefa nanamarina ny zava-niseho ny amperôra, dia nampamefy ilay toerana sy nahatonga azy ho manan-kasina; Jereo ny toko |