Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 1:33 - Baiboly Katolika

33 Niely ny filazana izany zava-niseho izany, dia nilazana ny mpanjakan’i Persa fa teo amin’ny fitoerana nanafenan’ny mpisorona nentin-ko babo ny afo masina dia nahitana rano, ary io rano io no nanamasinan-dry i Nehemia ny sorona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Niely ny lazan’izany zava-nitranga izany. Ary nitantarana ny amperôran’i Persia fa teo amin’ny toerana nanafenan’ny mpisorona ilay afo masina, fony ireo hoenti-ko babo, dia nahitana zavatra nandranoka; ary io zavatra mandranoka io no nandoran-dry i Nehemià ny sorona.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 1:33
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra