Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 1:32 - Baiboly Katolika32 Vita izany dia nisy afo nirehitra teo, ka nony notarafin’ny tsirim-pahazavana avy eo amin’ny ôtely ny rano, dia levona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Vao vita izany, dia nisy afo nirehitra teo; kanefa voatalin’ny tara-pahazavana avy eo amin’ny alitara izany. Jereo ny toko |