Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 1:31 - Baiboly Katolika

31 Nony levona ny sorona, nasain’i Nehemia nararaka tamin’ny vato lehibe ny rano sisa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Rehefa levona manontolo ny sorona, dia nodidian’i Nehemià hararaka tamina vato vaventy ny rano sisa.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 1:31
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra