Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 1:27 - Baiboly Katolika

27 Vorio ireo mihahaka avy atỳ aminay, afaho ireo manompo any amin’ny firenena, topazo fijery antra ireo esoina sy ankahalaina, mba ho fantatry ny firenena fa Ianao no Andriamanitray.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Afaho ireo mpiray firenena aminay mbola andevozina any amin’ny firenen-kafa ka vorio avy any amin’ny tany izay nielezany; topazo maso miantra ireo esoina sy ankahalaina mba ho fantatry ny firenen-kafa ny maha Andriamanitray Anao.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 1:27
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra