Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 1:25 - Baiboly Katolika25 hany mpanjaka sy tsara fo, hany mazava fo sy marina tokana, mahefa ny zavatra rehetra sy mandrakizay, izay manafaka an’i Israely amin’ny loza rehetra, sy nanao ny razanay ho olom-boafidinao, sady nanamasina azy, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 hany mazava fo, hany mitandro ny rariny, mahefa ny zavatra rehetra sy maharitra mandrakizay. Ianao no manafaka an’i Israely amin’ny ratsy isan-karazany ka efa nahatonga ny razanay ho olom-boafidinao sy efa nanokana azy ho Anao. Jereo ny toko |