Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 1:24 - Baiboly Katolika24 Toy izao izany fivavahana izany: Tompo ô, Tompo ô, Andriamanitra mpahary ny zavatra rehetra, mahatahotra sy mahery, marina sy miantra, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Ka toy izao izany vavaka izany: «Tompo ô, Tompo Andriamanitra mpahary ny zavatra rehetra Ianao, mahatahotra sy mahery ary mitandro ny rariny sy be indrafo; hany mpanjaka sady tsara fo Ianao, Jereo ny toko |