Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 1:23 - Baiboly Katolika23 Dia nihalevona teo ny sorona, dia nanao fivavahana ny mpisorona narahin’izay rehetra nanatrika teo, ka i Jônatasy no nitarika, ary ny sisa rehetra hatramin’i Nehemia koa niray feo taminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Fony nihalevona ny sorona, dia nanao vavaka ny mpisorona sy ny olona rehetra nanatrika; i Jônatàna no nitarika, ary ny sisa rehetra hatramin’i Nehemià kosa niray feo taminy. Jereo ny toko |