Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 1:22 - Baiboly Katolika22 Notanterahina izany didy izany, ary nony inona, ka tonga ny fotoana namirapiratan’ny masoandro, izay voatakon’ny rahona hatramin’izay, dia nisy afo nivaivay lehibe nirehitra, ka gaga avokoa ny olona rehetra! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Notanterahina izany; ka vetivety foana taorian’izay, dia namirapiratra ny masoandro izay voatakon-drahona teo, ary nisy afo mivaivay lehibe nirehitra tambonin’ny alitara; hany ka gaga ny olona rehetra. Jereo ny toko |